# of occurrences |
# of sentences |
Sample sentence |
0 |
2179 |
Aaronsburg dia tanàna iray ao Etazonia. |
1 |
19852 |
½ sy 3,14 ary dia tsy anisan'ny isa tsimivaky. |
2 |
12686 |
Abidy tsy mampiasa sora-baventy ny soratra hangul. |
3 |
36791 |
Abatotsipihina dia kaominina malagasy ao amin'ny distrikan'i Antanifotsy, Faritanin'i Antananarivo. |
4 |
21840 |
$1", izay no mahazatra kokoa ny voasoratra hoe "5 paoma à $1" (teny frantsay ho an'ny "5 paoma amin'ny 1 dollar isaky ny"). |
5 |
3459 |
Aelin'ny misy fa kely dia tafiditra ao amin'ny sokajin'ny microdrives tamin'ny haben'ny 1 intsa (2.54 cm). |
6 |
1150 |
Abboud dia mpihira mpikambana ao amin'ny Sendika ny Mpanakanto Matihanina ao Libanona. |
7 |
747 |
Abboud ny mozika asa niroborobo amin'ny famoahana azy voalohany album Fi Shouq (في شوق: ao amin'ny faniriana) nivoaka tamin'ny faramparan'ny taona 2007. |
8 |
510 |
Akaikin'ny fasan'Andrianamboatsimarofy kosa ny tranokotona misy efitra roa avaratra sy atsimo izay natao ho fampinonoana ny zanak'andriana ka ao amin'ny efi-trano avaratra amin'izany trano izany no omena nono ny zanak'andriana. |
9 |
334 |
Afaka amoraina amin'ny alalan'ny hiragana ihany koa ny fomba fanoratana rehefa miverimberina matetika ilay teny ; ohatra, ny の (no) (malagasy : « ny » izao no teny anisan'ny miasa indrindra amin'ny fiteny japoney. |
10 |
182 |
A Grammar of the Malagasy language nosoratan'i David Griffith, p. 116 * Ny matoanteny mampita (ang.: transitive verb) izay mamaritra ny tao ataon'ny lazaina eo amin'ny fameno. |
11 |
112 |
Amin'ireo tendrombohitra 12 ireo kosa dia ny "omby volavita" eo Ambohidrabiby no vonoina voalohany, ary tsy mahazo mamono ny tendrombohitra masina hafa raha tsy maty ny eo Ambohidrabiby. |
12 |
79 |
Alohan'ny famoronana ny Stavento, ny Κουινέλης sy lattas ireo mpikambana ao amin'ny ambany bap vondrona Mpikambana Mavitrika, Freestyle Productions, ny voalohany mba ho mpikambana ao amin'ny Babylona ary ny faharoa dia ny Rangers. |
13 |
35 |
Andriantompombe dia tao andafy avaratra antsinanan'Ambohidrabiby tao atsimon'ny Falimanjaka amin'ny tanàna atao hoe Ambohidalona no zara-tany nomen'ny Mpanjaka Ralambo rainy azy ary mbola ao ny fasana nanafenana an'Andriatompombe. |
14 |
18 |
Amin'ny tranga voalohany (ny fitambarana) dia mikambana ho miaromiantoana tokana ny valiny V. Ny degre ambony indrindran'io maromiantoana tambatry ny maromiantoana P sy Q io dia ny tokamiantoana avo degre indrindra amin'izy roa ireo. |
15 |
14 |
Amin'ny farany, raha te-hahazo varimbazaha ilay mpiompy, dia tsy maintsy manakalo ny benginy any amin'ny mpamboly izy, izay ilay mpamboly mila fitaovana vao afaka manakalo amin'ilay mpanefy. |
16 |
3 |
Manaporofo izany, ny fikarohana arkeolojika tamin'ny fasambazimba maro dia mampiseho fa ireo taolambalon'ny vazimba rehetra voakaroka dia mampiseho fa olona mirefy manodidina ny 1m 65 ireo vazimba ary raha lava dia 1m80. |
17 |
6 |
Amin’ny fambolena arabarotra, matetika mampiasa sokay mba hampievanevana ny asidra anatin’ny tany ny mpamboly kanefa tsy manam-bola mividy sokay ny mpamboly kely sy mahantra ka miankina amin’ny tavy. |
18 |
1 |
Ireto misy ohatra ny amin’izany ao amin’ny teny malagasy : Ny sokajin’ny mpamaritra dia mizara ka ahitana ny mpamaritra milaza toetra (oh.: tsara, mainty, mafana), ny mpamaritra milaza isa (oh.: roa, fahefatra), ny mpamaritra manondro (oh. |
19 |
1 |
Ary amin'ny andro farany mialohan'ny taombaovao na vava alahamady amin'ny volana alahamady dia midio amin'ny rano tsy dikain'amboa sy mifamela heloka amin'ny manodidina azy ny ntaolo mba hamerina sy hamelona ary hampitombo indray ny hasina ao aminy. |
21 |
1 |
Ny zanany dia Qasim ibn Muhammad, Ibrahim ibn Muhammad, Zainab bint Muhammad, Ruqayyah bint Muhammad, Umm Kulthum bint Muhammad, Fatimah. |